diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index de5a323..01efbec 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Zareo de minia magnadino fa ny lagnitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rano, fotona ela, \v 6 nohon'ny didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravàna ny tontolo tam'zany fotôna zany, tamin'ny tondra-drano. \v 7 Fa amizao fotogna zao ny lanitra sy ny tany de natokana ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay. Zareo de vôtokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringagnana ny ôlo ratsy fagna. \ No newline at end of file +\v 5 Zareo de minia magnadino fa ny lagnitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rano, fotona ela, \v 6 nohon'ny didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravàna ny tontolo tam'zany fotôna zany, tamin'ny tondra-drano. \v 7 Fa am'zao fotôna zao ny lagnitra sy ny tany de natokana ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io iany. Zareo de vôtokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringagnana ny ôlo ratsy fagna. \ No newline at end of file