From 2796cc6e348b2b20ad4de70e2cbe1480f1793e78 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 18 Dec 2019 11:05:20 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 03/14.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/14.txt b/03/14.txt index b0bcb74..8264dc6 100644 --- a/03/14.txt +++ b/03/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Noho zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany anareo, magnanôva ny tsara ndrindraka avy aigny aminareo mba tsy hisy pentigna sy tsy hagnan-tsiny eo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjegna, ôtrany ny nosoratan'i Paoly ralà malalantsika taminareo, araka ny faendregna ze nomegna an'azy. \v 16 Paoly de miresaka zany ra zany akoa amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina. Ôla tsy misy falalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, ôtrany hanôvagny reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany. \ No newline at end of file +\v 14 Noho zany, ry malala, satria magnantegna zany ra zany anareo, magnanôva ny tsara ndrindraka avy aigny aminareo mbô tsisy pentina sy tsy hanan-tsigny akeo agnatrehany, am-pedanana. \v 15 Ary zao kô, eritrereto ny faretan'ny Tompontsika amin'ny famonjena, ôtran'ny nosoratan'i Paoly rahalà malalantsika taminareo, araka ny fahendrena ze namena an'azy. \v 16 Paoly de mikoragna zany ra zany av amin'ny taratasiny rehetra, ze misy ra soratra takarina. Ôla tsy misy falalagna ary tsy miorigna no manova ireigny ra reigny, ôtrany hanôvagny reo soratra masina hafa iany ko, ka matonga faverezagna ho an'ny tegnany. \ No newline at end of file