auto save
This commit is contained in:
parent
b4b4038190
commit
275a1aba54
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 12 Fa reo biby tsy magnan-tsaigna reo de natao ho samborina sy potena. Tsy fantan-jareo ze tsiratsirain-jareo. Ho potika zareo. \v 13 Handray ny valisôn'ny ra ratsy natony zareo. Mieritreritra zareo fa ny tsy fiafena mandritry ny andro de fafinaretana. Zareo de be pentipentina sy tsigny. Mafinaritra an'jareo ny asa famitahan'jareo rafa mignana miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky salan-zao: "Mafinaritra an'jareo rafa mignana maiaraka aminareo amin'ny sakafom-pifakatiavana.") \v 14 Adalam-bevavy mijangajanga izy reo; tsy afa-po amin'ny fahotana miitsy zareo. Mitarika fagna tsy mety maty ho amin'ny fagnaovan-dratsy zareo, ary magnana fo vôofagna amin'ny fitsiriritana zareo. Zanaky ny fagnozonana izy regny!
|
\v 12 Fa reo biby tsy magnan-tsaigna reo de natao ho samborina sy potena. Tsy fantan-jareo ze tsiratsirain-jareo. Ho potika zareo. \v 13 Handray ny valisôn'ny ra ratsy natony zareo. Mieritreritra zareo fa ny tsy fiafina mandritry ny andro de fafinaretana. Zareo de be pentipentina sy tsigny. Mafinaritra an'jareo ny asa famitahan'jareo rafa mignana miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny de mivaky salan-zao: "Mafinaritra an'jareo rafa mignana maiaraka aminareo amin'ny sakafom-pifakatiavana.") \v 14 Adalam-bevavy mijangajanga izy reo; tsy afa-po amin'ny fahotana miitsy zareo. Mitarika fagna tsy mety maty ho amin'ny fagnaovan-dratsy zareo, ary magnana fo vôofagna amin'ny fitsiriritana zareo. Zanaky ny fagnozonana izy regny!
|
Loading…
Reference in New Issue