auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 11:20:31 +08:00 committed by root
parent d6bf0cd272
commit 24c4fc90bf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra nareo Tokony hanantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra nareo Amin'zany andro zany, ny lanitra
Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna amin'ny fahamasignana sy ny fiaignana araka an'Andriamanitra nareo Tokony hanantegna ary hampalaky ny fiavian'ny andron'Andriamanitra nareo Amin'zany andro zany, ny lanitra de ho levon'ny afo, ary ny ra daoly de hiempo amin'ny hafagnana be Fa araka ny fampanantegnany, de miandry ny lanitra vaovao sy tany vaoavao sika, ze hitoeran'ny famarignana