auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 11:20:31 +08:00 committed by root
parent 58007f181f
commit 20ede9650b
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zareo de minia magnadino fa ny lanitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rao, fotoagna ela, nony didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravana ny tontolo tamin'zany fotoagna zany, tamin'ny tondra-drano Fa amizao fotona zano ny lanitra sy ny tany de natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay Zareo de voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olo ratsy fagna
\v 5 \v 6 \v 7 Zareo de minia magnadino fa ny lanitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rao, fotoagna ela, nony didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravana ny tontolo tamin'zany fotoagna zany, tamin'ny tondra-drano Fa amizao fotona zano ny lanitra sy ny tany de natokagna ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io ianay Zareo de voatokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny olo ratsy fagna

View File

@ -1 +1 @@
Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra
\v 8 \v 9 Aoka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de otrany arivo taogna, ary ny arivo taogna de otrany iray andro Ny Tompo de tsy ela amin'ny fanatanterana reo fampanantenany, araka ze lazanin'ny sasagny ho fahelany Fa kosa, Izy de maharitra aminareo Tsy teigny hisy ho very nareo, fa mba ho tonga amin'ny fibebana ny rehetra

View File

@ -1 +1 @@
Na zany aza, ho avy otrany ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lanitra de hanjavona miaraka amin'ny feo mafy Ny ra daoly de ho main'ny afo, ary ny tany sy reo asa akao aminy de hambara Fanamarihana: Ireo dikan-tegny sasagny de mivaky toy izao: "Ny ra daoly de ho main'ny afo, ary ny tany sy reo asa ao
\v 10 Na zany aza, ho avy otrany ny mpangalatra ny andron'ny Tompo: Ny lanitra de hanjavona miaraka amin'ny feo mafy Ny ra daoly de ho main'ny afo, ary ny tany sy reo asa akao aminy de hambara Fanamarihana: Ireo dikan-tegny sasagny de mivaky toy izao: "Ny ra daoly de ho main'ny afo, ary ny tany sy reo asa akao aminy de ho doragna avokoa"

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Koa raha ho levona otrany zany zao ra daoly zao, de tokony ho ola magnao aona nareo Tokony hiaigna