From 1b6bd7cd98da0367b6088d889bde991fe72d5da0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 26 Mar 2020 08:15:34 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 02/04.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index c7caedd..023c5e9 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") \v 5 Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto amin'zao tonotolo zao izy. \v 6 Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fahapotena, ho toy ny ôtra amin'ze hitranga amin'ny ratsy fagna. \ No newline at end of file +\v 4 Fa Andriamanitra tsy namindra fo an'reo anjely ze nanota. Fa kosa natolony ho amin'ny vilany tany izy reo mba ho vôtazona amin'ny gadran'ny famaizana mandra-piavin'ny fitsarana. (Fanamarihana: Ny dikan-teny talô sasagny de mivaky salan'zao: "Mba ho fatorana akao amin'ny lavaky ny famaizinana mandra-piavin'ny fitsarana.") \v 5 Ary iany kô, tsy namela izao tontolo zao talô Izy. Fa kosa, namonjy an'i Noa ze mpitory ny famarinana, miaraka amin'ny fito hafa, rafa nitondra ny safo-drano tamin'ny ratsy fagna teto am-zao tonotolo zao izy. \v 6 Andriamanitra iany kô de nagnano reo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lavenona ary nanameloka an'azy reo ho amin'ny fahapotena, ho toy ny ôtra amin'ze hitranga amin'ny ratsy fagna. \ No newline at end of file