auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 10:43:31 +08:00 committed by root
parent 04a3562d3f
commit 1825bd998b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amizao fotona zao, ry malala, manoratra ho anareo ity taratasy faroa ity za ho fampatsiahivagna ndesigna hamporisina ny sainareo madio, mba hahatsiarovanao reo tegny nolazain'ny mpaminany masina tany aloa sy ny didin'ny Tompo sy Mpamojy antsika ze nomen'reo Apostolinareo
\v 1 \v 2 Amizao fotona zao, ry malala, manoratra ho anareo ity taratasy faroa ity za ho fampatsiahivagna ndesigna hamporisina ny sainareo madio, mba hahatsiarovanao reo tegny nolazain'ny mpaminany masina tany aloa sy ny didin'ny Tompo sy Mpamojy antsika ze nomen'reo Apostolinareo

View File

@ -1 +1 @@
Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany Zareo de haneso ary handea araka ny filan'jareo magnokana Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany Fa hatrizay nodian'ny razambe mandry, de tsy niova ny ra daoly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza"
\v 3 \v 4 Fantaro aloa zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany Zareo de haneso ary handea araka ny filan'jareo magnokana Zareo de hiteny hoe: "Aiza ny fampagnantegnana ny amin'ny fiverenany Fa hatrizay nodian'ny razambe mandry, de tsy niova ny ra daoly, eny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza"