diff --git a/02/01.txt b/02/01.txt index a7e8f5f..6acd0d4 100644 --- a/02/01.txt +++ b/02/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. Betsaka no hanaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. Amin'ny fieremana no hagnararatra anareo miaraka amin'ny teny \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. Betsaka no hanaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. Amin'ny fieremana no hagnararatra anareo miaraka amin'ny teny \ No newline at end of file