plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/05.txt

1 line
456 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 03:05:21 +00:00
\v 5 Zareo de minia magnadino fa ny lagnitra sy ny tany de nisy avy tamin'ny rano ary tamin'ny alalan'ny rano, fotona ela, \v 6 nohon'ny didin'Andriamanitra, ary tamin'ny alalan'reo ra reo, nandravàna ny tontolo tam'zany fotôna zany, tamin'ny tondra-drano. \v 7 Fa am'zao fotôna zao ny lagnitra sy ny tany de natokana ho an'ny afo amin'ny alalan'io didy io iany. Zareo de vôtokana ho amin'ny andron'ny fitsarana sy ny fandringanana ny ôla ratsy fagna.