plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/03.txt

1 line
325 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 03:05:21 +00:00
\v 3 Fantaro alô zao, fa ny mpaniratsira de ho avy amin'ny andro farany. Zareo de habôgna ary hande araka ny filàn'jareo manokana. \v 4 Zareo de hitare hoe: "Aiza ny fampagnantenana ny amin'ny fiveregnany? Fa hatrizay noden'ny razambe mandry, de tsy nova ny ra daôly, iôny fa hatramin'ny fiantoboan'zao tontolo zao aza."