plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/08.txt

1 line
365 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 03:05:21 +00:00
\v 8 Ôka tsy ho adinonareo, ry malala, fa ny indray andro amin'ny Tompo de ôtran'ny arivo taona, ary ny arivo taona de ôtran'ny indray andro. \v 9 Ny Tompo de tsy ela amin'ny fagnatanterana reo fampagnantenany, araka ze lazain'ny sasagny ho fahelany. Fa kosa, Izy de maharitra aminareo. Tsy tèny hisy ho very anareo, fa mbô ho tonga amin'ny fibebana ny daôly.