2020-03-11 00:53:55 +00:00
|
|
|
Ny mpaminagny sandoka de tonga takeo amin'ny ôla, ary ny mpampianatra sandoka iany kô de ho avy akeo aminareo. Hitondra mangingina sain-diso mamotika zareo. Izy reo de mitondra fapotena malaky amin'izy reo. Betsaka no hanaraka ny fijejojejoan'izy reo, ary amin'ny alalan'regny, ary amin'ny alalan'regny no hitenenan-dratsy ny lalan'ny famarinana. Amin'ny fieremana
|