plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/03/17.txt

1 line
331 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 03:05:21 +00:00
\v17Noho zany, ry malala, satria fantatrareo zany ra zany, de tandremo ny tegnanareo mba tsy ho vôfandriky ny fitakin'ny ôla ratsy fagnahy ka ho very ny famarinanareo. \v 18 Fa mitomboa amin'ny fasoavana sy ny falalana ny Tompontsika sy Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho an'azy anie ny voninahitra am'zao ary mandrakizay. Amena!