plt-x-sihanaka_2pe_text_reg/01/08.txt

1 line
300 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-06 07:49:35 +00:00
\v 8 Raha akao aminareo reo ary mitombo akao aminareo, de tsy tsy hamô na tsy tsy hamokatra amin'ny fahalalana an'i Jesosy Kristy Tompontsika anareo. \v 9 Fa na iza na iza tsy ampy reo ra reo de tsy mahita afa-tsy ze akaiky; jamba izy. Tsy tsarôvany ny fagnadiovana an'azy tamin'reo fahotany talô.