\v 1 Am-zao fotôgna zao, ry malala, manoratra ho an'nareo ity taratasy faroa ity za ho fampatsiaivana nindesina hamporisina ny saignanareo madio,\v 2 mbô hatsiarovanao reo teny nolazain'ny mpaminagny masina teigny talô sy ny didin'ny Tompo sy Mpamojy an'ntsika ze namen-reo Apostolinareo.