plt-x-sihanaka_2co_text_reg/02/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Nanoratra za salan'ny nataoko mba tsy alaelo ze tokony nampifaly anà rafa tonga taigny aminareo. Fa de managna fatokisana an'nareo daôly, fa ny fifaleko de mitovy amin'ny fifalenareo daôly. Fa nanoratra ho an'nareo za avy tamin'ny faoriam-be, miaraka amin'ny alaelon'ny fo sy ny ranomaso be. Tsy te hampalaelo an'nareo za. Fa kosany te hilaza an'nareo ny alalign'ny fitiavana ze anagnako ho an'nareo.