plt-x-sihanaka_2co_text_reg/06/14.txt

1 line
578 B
Plaintext

\v 14 Aza mifamatotra am'reo tsy mpino. Fa ino ma no iraisan'ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna? Fa ino ma no iarahan'ny mazava amin'ny maizina? \v 15 Ino ma no mety ho fifanarahana akeo amin'i Kristy sy Beliala? Na ino ma no tokony anjara anagnan'ny mpino raika sy amin'ny tsy mpino raika? \v 16 Ary ino ma no fifanarahana misy akeo amin'ny tempolin'Andriamanitra sy ny sampy? Fa tsikana de tempolin'Andriamanitra velona, araka ny efa notaravign'Andriamanitra hoe: "Hitoetra akeo amin-jareo Za ary hande akeo amin-jareo. Za de ho Andriamanitr'zareo ary zareo de ho ôloko."