plt-x-sihanaka_2co_text_reg/06/08.txt

1 line
629 B
Plaintext

\v 8 Zahay de miasa amin'ny voninatra sy amin'ny fafam-baraka, amin'ny fanaratsena sy ny fiderana. Zahay de vômpanga ho mpitarika kanefa zahay de marina. \v 9 Zahay de miasa ôtran'regny tsisy mafantatra regny kanefa zahay de mbôla ho fanta-daza. Miasa ôtran'ny ho faty zahay - jerevo -mbôla miaigna zahay. Miasa zahay ôtran'ny sazina nohon'ny asanay nefa tsy ôtran'ny vôheloka ho faty. \v 10 Zahay de miasa ôtran'ny malaelo, kanefa de mifaly lalandava. Zahay de miasa ôtran'ny mahantra, kanefa de mampanagn-karena ôla betsaka zahay. Miasaôtran'ny tsy managna na ino na ino zahay kanefa ôtran'ny managna ny ra daôly.