plt-x-sihanaka_2co_text_reg/02/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Nanoratra za salan'ny nataoko mba tsy alaelo ze tokony nampifaly anà rafa tonga taigny aminareo. Fa de managna fatokisana an'nareo daôly, fa ny fifaleko de mitovy amin'ny fifalenareo daôly. \v 4 Fa nanoratra ho an'nareo za avy tamin'ny faoriam-be, miaraka amin'ny alaelon'ny fo sy ny ranomaso be. Tsy te hampalaelo an'nareo za. Fa kosany te hilaza an'nareo ny alalign'ny fitiavana ze anagnako ho an'nareo.