plt-x-sihanaka_2co_text_reg/12/16.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 16 Fa na de ôtran'zany aza de tsy namaky tratra an'nareo. Fa satria za fetsy be, de azoko tamin'ny fomba akolaka anareo. \v 17 Nga ma nagnararôtra an'nareo tamin'ny alalan'ôla ze nalefako taminareo za? \v 18 Nagniraka nalady an'i Titosy ho aigny aminareo za, ary nalefako niaraka taminazy reo rahalà sasagny. Nga ma nagnararôtra an'nareo i Titosy? Nga ma tsy miray lalana tsika? Nga ma tsy niray dia tsika?