plt-x-sihanaka_2co_text_reg/04/11.txt

1 line
221 B
Plaintext

Zahay ze velona de mitondra hatraigny ao am'vatanay ny fafatesan'i Jesosy, am-ze ny fiaignan'i Jesosy de hibôgna eo am'vatanay olombelona. No zany ny fafatesana de miasa akao amtsika, fa ny fiaignana miasa akao aminareo.