plt-x-sihanaka_2co_text_reg/04/07.txt

1 line
423 B
Plaintext

Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay.