plt-x-sihanaka_2co_text_reg/12/03.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 3 \v 4 \v 5 Ary fantatro fa io leila io na akao amin'ny tegna, na ambelan'ny tegna, za tsy mafantatra fa Andriamanitra mafantatra, de nalaina niakatra tao amin'ny paradisa ary nareigny ra ze tegna masina lôtra amin'ny ôla ny hilaza an'azy. Amin'ny agnaran'ny ôla salan'zany de hirearea za. Fa amin'ny agnaran'ny tegnako de tsy hirearea za, afa-tsy ny momba an'reo falemeko.