plt-x-sihanaka_2co_text_reg/07/08.txt

1 line
437 B
Plaintext

\v 8 \v 10 Na de nampalahelo an'nareo aza ny taratasiko, de tsy nampanegnina anà zany. Fa nanegnina tam'zany za nefa nahita fa nampalaelo an'nareo ny taratasiko. Fa nalaelo tamin'ny fotôna foika anareo. \v 9 Am'zao fotôna zao de faly za, tsy hoe satria ory nareo, fa ny alaelonareo no nitondra an'nareo ho amin'ny fibebana ny mba hatanteraka ny famonjena tsisy negnina. Na zany aza, ny alaelon'zao tontolo zao, de mitondra fafatesana.