plt-x-sihanaka_2co_text_reg/13/11.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 11 \v 12 Faragny, ry ralà, mifalia! Miasà ho amin'ny fameregnana amin'ny lôny, maereza, mifaneke ny tsyraikaraika, miaignà am-pedanana, ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana de hiaraka aminareo. Mifampiarabà anareo amin'ny fagnorohana Masina.