plt-x-sihanaka_2co_text_reg/08/13.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 13 \v 14 \v 15 Fa zany asa zany de tsy mba hagnamaivagna ny hafa ary hagnavesatra an'nareo. Fa kosa tokony hisy ny rariny. Ny harenareo am'zao fotôna zao de hagnome ze hilain'jareo. Ka zany kô de mba hagnomezan'ny haren'jareo ze ilainareo. Ary mba hagnomezan'jareo ny rariny. Araka ze fa vôsoratra hoe: "Le raika ze fa nanagna betsaka de tsy nanagna ambiny ary le raika ze nanagna ny kely de tsy nanagna ny tsy ampy.