plt-x-sihanaka_2co_text_reg/05/20.txt

1 line
357 B
Plaintext

Ka de vôtendry ho mpisolo-tegnan'i Kristy zahay, ary salan'ny hoe: amin'ny alalanay no hagnanôvan'Andriamanitra ny fagnantsovany. Mangataka an'nareo nony am'i Kristy zahay: "Mivana amin'Andriamanitra!" Nataony sorogna nony fahotantsika Kristy. Izy le tokana ze tsy nagnota miitsy. Nataony zany mba ho tonga famarinan'Andriamanitra akao amin'azy kô tsika.