plt-x-sihanaka_2co_text_reg/05/01.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Fantantsika fa raha rava ny fonenana aketo ambonin'ny tany ze ipetrahantsika, de managna tragno avy amin'Andriamanitra tsika. Zany de tragno tsy nataon'ny tagnan'olombelona, fa tragno maharitra mandrakizay aigny an-dagnitra. Fa aketo am'ty tragno le ty ntsika no misento, magniry mafy ny hitafy ny fonenantsika aigny an-dagnitra. Magniry mafy an'zany tsika satria amin'ny fagnanôvantsika an'zany de tsy ho tazagna mitanjaka kô tsika.