plt-x-sihanaka_2co_text_reg/05/11.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 11 \v 12 Ary no zany, de ny fafataranany fatahôrana ny Tompo, no handresentsika lahatra ny ôla. Ny maha-tsika antsika de hitan'Andriamanitra mazava. Antenaiko fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo kô zany. Tsy miezaka ny handresy lahatra an'nareo ndrey zahay mba hizaha an'ny ôtran'ny mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho an'nareo mba hirehareha nony aminay zahay, mba hanagnanareo valin-teny ho an'reo ze mirehareha amin'ny endrika avelagny fa tsy ny am'ze akao am-po.