plt-x-sihanaka_2co_text_reg/04/16.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 16 No zany de tsy ho kivy zahay. Na de malemy ambelany aza zahay, de havaozina isan'andro isan'andro ny akao agnatinay. \v 17 Fa am-zao andro mandalo zao, ny fahorena maivagna de magnomana an'nay ho am'lanjan'ny voninahitra maharitra mandrakizay ze mihôtra ny fandanjana daôly.\v 18 Fa tsika tsy mijery ra ze hita, fa reo ra tsy hita. Reo ra re mety hitantsika de tsy maharitra, fa reo ra ze tsy hita de maharitra mandrakizay.