plt-x-sihanaka_2co_text_reg/04/07.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 7 Fa zahay managna an'zany harena zanyy ao agnaty tavoara tanimanga, mba hazava fa ny hery leibe mihôtra lavitra de an'Andriamanitra fa tsy an'nay. \v 8 Ampahorena am'fomba daôly zahay, fa tsy resy. Very hevitra zahay fa tsy feno famoizam-po. \v 9 Enjena zahay fa tsy nilôzana. Vononà zahay fa tsy rava. \v 10 Mitondra eo am'tegnanay ny fafatesan'i Jesosy hatraigny zahay, am-ze ny fiaignan'i Jesosy iany kô de hibônga eo am'tegnanay.