plt-x-sihanaka_2co_text_reg/02/16.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 16 Ho an'ny ôla ze ho foaty, zany de hanitra avy amin'ny fafatesana. Ho an'reo ze ho vonjena de hanitra avy amin'ny fiaignana hoa amin'ny fiaignana. Iza no mendrika am'reo ra reo. \v 17 Fa zahay tsy sahala am-reo ôla sasagny ze mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba azahôna tombony. Fa kosany amin'ny fadovam-po no itinenanay akao amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitra zahay, tao amin'ny fahitan'Andriamanitra.