plt-x-sihanaka_2co_text_reg/01/15.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 15 Satria natoky ny momba an'zany za, de te ho aikaigny aminareo alô, mbô hafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidihana roey. \v 16 Niomagna ny hitsidika an'nareo rafa taigny amin'ny lalako ho aigny Makedonia za. Ary avekeo de mbôla magniry ny hitsidika an'nareo ndre za tamin'ny deko avy aigny Makedonia, ary ny mbô hanateranareo anà teny amin'ny alalako ho aigny Jodia avekeo.