plt-x-sihanaka_2co_text_reg/06/04.txt

1 line
580 B
Plaintext

\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Fa kosa, zahay de manaporofo ny tegnanay am'ny asanay daôly, fa mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, faharetana, fasarotana, reo kaôka, fanagadrana, fikomiana, amin'ny asa mafy, am'reo alina tsisy torimaso, amin'ny hanoanana, amin'ny fahadiovana, fahalalana, faharetana, fahatsoram-po, amin'ny Fanahy Masina, amin'ny tegna fitiavana. Zahay no mpanompony akao amin'ny tenin'ny fahamarinana, akao amin'ny herin'Andriamanitra. Zahay de managna ny fiarovan'ny fahamarinana ho an'ny tanana an-kavanana sy ny an-kave.