plt-x-sihanaka_2co_text_reg/06/01.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 1 \v 2 \v 3 Miara-miasa amin'azy, zahay iany kô de mampirisika an'nareo tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany. Fa nitare izy hoe: "Tamin'ny fotôna mety de nitaino an'nareo Za, ary tamin'ny andron'ny famonjena de nagnampy an'nareo Za. Jerevo, am'zao fotôna zao no fotôna mety. Jerevo, am'zao fotôna zao no andron'ny famonjena. Tsy mametraka vato fagnafitohinana akeo agnolôn'iza n'iza zahay, fa zahay tsy nagniry ny haharatsy laza ny asa fagnomônay.