plt-x-sihanaka_2co_text_reg/03/07.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 7 \v 8 Ary ny asa ze niteraka fafatesana - de vôsoratra akeo ambonin'ny vato - de tonga tamim-boninahitra leibe ka ny vahôkan'Israely de tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy. Zany de nony voninahitry ny tavany, ny voninahitra ze nihalevona. Ho voninahitra leibe ôtran'ny ahôna ny asa ze ataon'ny Fagna?