plt-x-sihanaka_2co_text_reg/03/04.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 4 Ary zany no toky ze anagnantsika akeo hagnatrehan'Andriamanitra amin'ny halalan'i Kristy. Atsika de tsy amin'ny tegnantsika mba handray na ino na ino ze avy amintsika. Fa kosa, ny fahefantsika de avy amin'Andriamanitra. \v 6 \v 5 Andriamanitra no nagnano amintsika mba ho mpanompon'ny fanekena vaovao. Zany de fanekena tsy avy amin'ny soratra fa an'ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna. Fa ny soratra mamono, ary ny Fagna magnome aigna.