plt-x-sihanaka_2co_text_reg/09/01.txt

1 line
281 B
Plaintext

Mikasika ny asa fanompoana ho an'ny mpino, tsy tegna ilaiko ny manoratra ho an'nareo. Fantatro ny momba ny fagnirinareo, ze ireharehako am'ôlon'i Makedonia. Nolazaiko an'jareo fa Akaia de efa vonona nanomboka tam'taona lasa. Ny zotom-ponareo no nanosika ny ankamarôn'jareo hiasa.