plt-x-sihanaka_2co_text_reg/13/07.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 7 Am'zao fotôna zao tsika de mivavaka amin'Andriamanitra fa tsy afaka ny hagnano ra ratsy anareo. Za de tsy mivavaka ny afaka ahitana fa tsika de nahomby amin'ny fitsapana. Fa kosa, za de nivavaka ny mbô afahanareo magnano ze mety kanefa tsika de mety ho hita ho ôtran'ny tsy nahomby tamin'ny fitsapana. \v 8 Fa tsika de tsy afaka ny hagnano ra magnohitra amin'ny famarinana, fa ho an'ny famarinana rerika fôgna.