plt-x-sihanaka_2co_text_reg/11/32.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 32 Taigny Damaskosy, ny governora ambanin'i Areta mpanjaka de niambina ny tanànan'i Damaskosy mbô hisambotra anà. \v 33 Fa nampidignina tamin'ny sobika takeo amin'ny varavaran-kely raika teo amin'ny manda za, ka de nandositra ny tagnany.