plt-x-sihanaka_2co_text_reg/11/27.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 27 Efa tamin'ny asa mafy sy ra sarotra za, tamin'ny alina tsisy torimaso, tamin'ny silaona sy hetaheta, tamin'ny fifaden-kanina matetika, tamin'ny hatseka sy fiboridanana. \v 28 Ankôtran'ny ra hafa, misy tsindry isan'andro aminà nohon'ny fagnahiko amin'ny fiangonana daôly. \v 29 Iza no malemy, ka tsy malemy za? Iza no manafitohina, ka tsy mirehitra za?