plt-x-sihanaka_2co_text_reg/11/22.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 22 Hebreo ma zareo? Za iany kô. Israelita ma zareo? Za iany kô. Taranak'i Abrahama ma zareo? Za iany kô. \v 23 Mpagnompo an'i Kristy ma zareo? (Miresaka ôtran'ny ôla very saigna za.) Mihôtra noho zany za. Mbôla niasa mafy nihôtra noho zany aza za, taigny am-ponja matetika, tamin'ny taroka mihôtra ny fepetra, tamin'ny fiatrehana loza betsaka mahafaty.