plt-x-sihanaka_2co_text_reg/11/19.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 19 Nagneky am-pifalena reo adala anareo. De hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ôla anareo raha manandevo an'nareo, mandany an'nareo, magnararôtra an'nareo, mandray ny tegnany ho ambony noho anareo, na raha mamely tefatsofigna an'nareo izy. \v 21 Ho taraviko amin'ny fafam-barakanay da malemy lôtra zahay tamin'ny fagnanôvana an'zany. Raha misy mirehareha - de miresaka ôtran'ny adala za - Za iany kô de hirehareha.