plt-x-sihanaka_2co_text_reg/11/12.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 12 Ary ny ra ataoko de mbôla ho ataoko fôgna, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nohon'ny fanakianana anà sy ny fitarainana noho reo ze ten-jareo hireharehana - fa zareo de hita magnano asa mitovy am'ze ataonay. \v 13 Fa ny ôla salan'zany de apostoly sandoka sy mpiasa mamitaka. Zareo de magnano sarintsarin'ny tegnany salan'ny Apostolin'i Kristy.