plt-x-sihanaka_2co_text_reg/11/07.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 7 Magnota ma za tamin'ny fanetren-tegnako mbô hisandratanareo? Fa nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho an'nareo za. \v 8 Nandroba reo fiangonana hafa za tamin'ny alalan'ny fanekena fanohanana avy amin-jareo mbô afahako magnompo an'nareo. \v 9 Rafa niaraka taminareo za sy nila fagnampena, de tsy nagnavesatra n'iza n'iza. Fa reo ra nilaiko de namen'reo mpiralahy ze tonga avy takaigny Makedonia. Tamin'ny ra daôly de nitandrina ny tegnako tsy ho enta-mavesatra aminareo za, ary hanohy hagnano an'zany.