plt-x-sihanaka_2co_text_reg/09/12.txt

1 line
679 B
Plaintext

\v 12 Ny fagnatanterana io asa fanompona io de tsy vitan'ny hoe mafeno ny ra ilain'ny mpino fotsiny iany. Mitondra iany kô zany am'asa fagnomezam-pisaorana an'Andriamanitra maro. \v 13 Fa nony fitsapana an'nareo ze vôporofo am'io asa io, de hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô anareo am'fankatoavana ny fibabohanareo am'filazantsaran'i Kristy. De hagnome voninahitra an'Andriamanitra kô nareo am'falalan-tagnanareo am'fagnomezana ha an'jareo sy ny ôla daôly. \v 14 Magniry an'nao zareo, ary mivavaka ho an'nao zareo. Magnano an'zany zareo nony faleibiazan'ny fasoavan'Andriamanitra akao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny sôtra nony fagnomezany tsy hay lazaina!