plt-x-sihanaka_2co_text_reg/09/10.txt

1 line
336 B
Plaintext

\v 10 Izy ze mamatsy ambeoka ho an'ny mpamboly ze mamafy sy ny mofo ho an'ny ahanina, de hamatsy sy hampitombo ny vônao iany kô ho am'famafazana. Hampitombo ny vokatry ny famarinanao izy. \v 11 Hahazo harena am'fomba daôly enao mba hatonga an'nao ho malala-tagnana. Zany de hitondra fagnehoam-pisaorana an'Andriamanitra am'alalanay.