plt-x-sihanaka_2co_text_reg/07/11.txt

1 line
626 B
Plaintext

\v 11 Zahao ny vokatry ny fikirizanareo tamin'ny fahorena tao amin'Andriamanitra. Geda tokotra ny fikirizana tao amin'nareo mba hagnaporofona fa tsy manan-tsiny anareo. Geda tokotra ny fasorenanareo ny tatranareo, ny alaelonareo, ny fotom-ponareo, ary ny fagnirinareo ahitany famasinana ze tokony atao. Amin'ny ra daôly de nagna-porofo tamin'ny tegnanareo anareo mba tsy meloka am'zany raharaha zany. \v 12 Na de nanoratra tamin'nareo aza Za, Izaho de nanoratra ho an'reo mpagnano ratsy, na ho an'ny raika ze miharitra ny ratsy. Nanoratra za mba tokony hampafantarana ny fazotoanareo teo aminay akeo agnatrehan'Andriamanitra.