plt-x-sihanaka_2co_text_reg/06/04.txt

1 line
580 B
Plaintext

\v 4 Fa kosa, zahay de manaporofo ny tegnanay am'ny asanay daôly, fa mpanompon'Andriamanitra zahay. Zahay no mpanompony amin'ny fiaretana be, fahoriana, faharetana, fasarotana, \v 5 reo kaôka, fanagadrana, fikomiana, amin'ny asa mafy, am'reo alina tsisy torimaso, amin'ny hanoanana, \v 6 amin'ny fahadiovana, fahalalana, faharetana, fahatsoram-po, amin'ny Fanahy Masina, amin'ny tegna fitiavana. \v 7 Zahay no mpanompony akao amin'ny tenin'ny fahamarinana, akao amin'ny herin'Andriamanitra. Zahay de managna ny fiarovan'ny fahamarinana ho an'ny tanana an-kavanana sy ny an-kave.