plt-x-sihanaka_2co_text_reg/01/19.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 19 Fa ny Zanak'Andriamanitra, Jesosy Kristy, ze nitorian'i Sylvanosy, Timoty ary za taminareo, de tsy "Yôny" na "Tsia." Fa Izy de nitare fôgna hoe "Yôny". \v 20 Satria ny fampanantenan'Andriamanitra daôly de "Yôny" avokoa akao amin'Azy. Ka amin'ny alalany kô tsikana de hitare hoe "Amena" ho an'ny voninahitr'Andriamanitra.